Entry | 1 mova tsy |
Root | 2 ova, tsy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1] |
Explanations in French |
5 tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447] |
Examples |
6 Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576] 7 Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298] 8 Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470] |
Other spellings | 9 miovatsy, moavatsy, moavetsy |
Synonyms | 10 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny |
Anagrams | 11 mavotsy, mova tsy |
Updated on 2022/02/13 |